# Rehefa avy mamonjy ny ankohonan'Israely i Yaveh, dia inona no ho eritreretin'ny ankohonan'Israely amin'ireo fomban'izy ireo teo aloha? Hankahala ny tenan'izy ireo ny ankohonan'Israely noho ireo fomba ratsin'izy ireo teo aloha.