# Inona no nataon'ny vahoakan'Israely rehefa nankany amin'ireo firenena izy ireo? Rehefa nankany amin'ireo firenena izy ireo, dia nanimbazimba ny anarana masin'i Yaveh ny vahoakan'Israely.