# Nasain'i Yaveh naminany tamin'iza i Ezekiela? Nasain'i Yaveh haminany amin'ireo tendrombohitr'Israely i Ezekiela. # Inona no nolazain'ny fahavalo momban'ireo tendrombohitr'Israely? Ireo fahavalo dia nilaza fa lasa fananany ireo toerana avo taloha.