# Inona no lazain'i Yaveh fa ho ataony amin'ireo mpiandry ondrin'Israely? Yaveh dia milaza fa handroaka an'ireo mpiandry ondrin'Israely Izy ary hanala ireo ondry tsy ho eo amin'ny vavan'izy ireo.