# Inona no lazain'i Yaveh fa hitranga amin'ny olo-marina izay manao ny tsy rariny avy eo? Yaveh dia milaza fa ny olo-marina izay manao ny tsy rariny avy eo dia ho faty amin'ny faharatsiana izay nataony.