# Inona no nolazain'i Yaveh fa nalefany tany Sidona? Yaveh dia nilaza fa nandefa areti-mandringana sy rĂ  teny amin'ireo lalan'i Sidona Izy. # Araka an'i Yaveh, toy ny inona ho an'ny ankohonan'Israely ireo vahoaka manodidina an'Israely? Ireo vahoaka manodidina an'Israely dia tahaka ny roy mampahory sy tsilo mampanaintaina