# Taiza no nametrahan'i Yaveh ny mpanjakan'i Tyro, ary inona ny andraikitra nananan'ny mpanjakan'i Tyro? Ny mpanjakan'i Tyro dia teny amin'ny tendrombohitra masin'Andriamanitra tahaka ilay kerobima voahosotra hiambina ny olombelona. # Inona no hita tao amin'ilay mpanjakan'i Tyro taty aorina? Nahitana ny tsy rariny tao amin'ilay mpanjakan'i Tyro.