# Inona no nolazain'i Yaveh fa ho ataony amin'ny mpanapak'i Tyro nohon'ny avonavony? Yaveh dia nilaza fa hitondra vahiny hanohitra ny mpanapak'i Tyro Izy.