# Aiza no nolazain'i Yaveh fa hitondrana ny vahoakan'i Tyro? Yaveh dia nilaza fa ho entina midina any an-davaka ny vahoakan'i Tyro. # Araka an'i Yaveh, rahoviana no hahitana an'i Tyro indray? Araka an'i Yaveh, dia tsy ho hita intsony i Tyro.