# Aiza no nolazain'i Yaveh fa hametrahana ny vato sy hazon'ireo lapan'i Tyro? Yaveh dia nilaza fa ho ariana any afovoan'ny rano ny vato sy hazon'ireo lapan'i Tyro.