# Inona no nolazain'i Yaveh fa ho ataony amin'i Tyro? Yaveh dia nilaza fa hanandratra firenena maro hanohitra an'i Tyro, izay handrava ny mandany sy ireo tilikambony Izy.