# Inona no ho ataon'ny vahoakan'i Jerosalema rehefa mijaly amin'ny veriny izy ireo? Hanao araka izay nataon'i Ezekiela mihitsy ny vahoaka, ary tsy hisaona na hitomany. # Ho inon'ny vahoakan'i Jerosalema i Ezekiela? Ezekiela dia ho famantarana ho an'ny vahoakan'i Jerosalema.