# Inona no nolazain'i Yaveh fa nitranga tamin'ny andro niresahany tamin'i Ezekiela mihitsy? Yaveh dia nilaza fa nanafika an'i Jerosalema ny mpanjakan'i Babylona tamin'izany andro izany mihitsy.