# Inona no nataon'ilay zanaka vavy zandriny rehefa nahita izay nitranga tamin'ilay zanaka vavy zokiny izy? Nanao toy ny mpivaro-tena mihoatra bebe kokoa noho ny rahavaviny ilay zanaka vavy zandriny.