# Ao amin'ny fanoharan'i Yaveh, inona no ataon'ireo zanaka vavy roa any Egypta? Ireo zanaka vavy roa dia manao toy ny mpivaro-tena any Egypta. # Maneho inona ilay zanaka vavy zokiny ary maneho inona ilay zanaka vavy zandriny? Ilay zanaka vavy zokiny dia maneho an'i Samaria ary ilay zanaka vavy zandriny maneho an'i Jerosalema.