# Vondron'olona telo iza no nataon'ireo mpanapak'Israely ratsy fitondra? Nalaina baraka ireo ray sy reny, nampijaliana ireo vahiny, ary natao ratsy fitondra ireo kamboty sy mpitondratena.