# Iza no hanoloran'ny Tompo Yaveh ny vahoakan'i Amona? Ny Tompo Yaveh dia hanolotra an'ireo Amonita eo an-tanan'ny olon-dozabe, lehilahy kinga amin'ny fandringanana.