# Inona no iantsoan'i Yaveh ny ankohonan'Israely mba hatao ho an'ny tenan'izy ireo? Yaveh dia miantso ny ankohonan'Israely mba hanao fo vaovao sy fanahy vaovao ho an'ny tenan'izy ireo.