# Ahoana no lazain'i Yaveh fa fomba hitsarany ny olona tsirairay? Yaveh dia milaza fa hitsara ny olona tsirairay araka ireo fombany Izy. # Inona no iantsoan'i Yaveh ny ankohonan'Israely mba atao? Yaveh dia miantso ny ankohonan'Israely mba hibebaka sy hiala amin'ny fahotany rehetra.