# Ao amin'ilay fanoharana, taiza no nambolen'ilay voromahery lehibe ny voan'ilay tany, ary ahoana ny fomba nitomboan'izany? Nambolen'ilay voromahery lehibe teo amoron'ny vatan-drano lehibe ilay voa, ary namokatra rantsana sy namoaka sampana izany.