# Inona no nolazain'ny Tompo Yaveh fa nomeny an'ireo tahom-boaloboka? Ny Tompo Yaveh dia nilaza fa nomeny ho kitay ho an'ny afo ireo tahom-boaloboka. # Ahoana no ilazan'i Yaveh an'ireo mponin'i Jerosalema fa tahaka ny tahom-boaloboka? Yaveh dia milaza fa tahaka ny tahom-boaloboka izay omena atao kitay ho an'ny afo ireo mponin'i Jerosalema.