# Iza no tonga tany amin'i Ezekiela mba hanontany azy? Ireo loholon'Israely dia tonga tany amin'i Ezekiela mba hanontany azy. # Nahoana Yaveh no nanontany raha tokony ho anontanian'ireo lehilahy ireo Izy? Nanontany Yaveh satria ireo loholona dia nandray ny sampin'izy ireo tao am-pon'izy ireo.