# Inona no nolazain'i Yaveh fa ho ataony amin'ny vahoakany izay voafandrika? Yaveh dia nilaza fa hamela ny olona izay voafandrika mba handeha malalaka Izy.