# Inona no nolazain'i Yaveh fa ho ataony amin'ilay rindrina sy ireo izay nandalotra izay? Nilaza Yaveh fa handringana ny rindrina sy ireo izay nandalotra izany Izy. # Inona no faminaniana nataon'ireo mpaminany sandoka tamin'ny vahoaka mahakasika an'i Jerosalema? Ireo mpaminany sandoka dia naminany fiadanana ho an'i Jerosalema.