# Ahoana no fomba nasain'i Yaveh hivoahan'i Ezekiela? Nasain'i Yaveh nandavaka lavaka eo amin'ny rindrina ary handeha eo amin'izany i Ezekiela. # Araka an'i Yaveh, inona no tanjona amin'ny fanaovana sesitany an'i Ezekiela? Yaveh dia nilaza fa ny fanaovana sesitany an'i Ezekiela dia famantarana ho an'ny ankohonan'Israely.