# Inona no nataon'ny voninahitr'i Yaveh avy eo? Avy eo ny voninahitr'i Yaveh nisandratra sy nijoro teo an-tokonam-baravaran'ilay trano, nameno ilay trano tamin'ny rahona ary ny kianja tamin'ny famirapiratana.