# Inona no nataon'ny vahoakan'Israely teny amin'ny tendron'ny tendrombohitra sy teny ambanin'ireo hazo? Nandoro ditin-kazo manitra ho an'ireo sampin'izy ireo rehetra ny vahoakan'Israely. # Inona no hitranga amin'ilay tany rehefa mamely Yaveh? Ho lao sy ho foana ilay tany rehefa mamely Yaveh.