# Inona no hitranga amin'ireo tanĂ nan'Israely? Ho foana ireo tanĂ nan'Israely. # Vokatry ny fahapotehana rehetra, inona no ho fantatry ny vahoakan'Israely? Ny vahoakan'Israely dia hahafantatra fa ny Tompo dia Yaveh.