# Araka an'i Yaveh, aiza no misy an'i Jerosalema? Jerosalema dia eo afovoan'ireo firenena. # Nahoana Yaveh no milaza fa nanodidina an'i Jerosalema tamin'ny tany hafa Izy? Nandà ireo didin'i Yaveh i Jerosalema ary tsy nandeha tamin'ireo lalàny (fitsipika)