# Tahaka ny inona no fisehon'ilay sary mamirapiratra tamin'i Ezekiela? Toy ny voninahitr'i Yaveh no fisehon'ilay sary mamirapiratra. # Inona no nataon'i Ezekiela rehefa nahita ilay sary mamirapiratra? Nikarapoka niankohoka i Ezekiela rehefa nahita ilay sary mamirapiratra.