# Inona no endrika nisy tamin'ny tavan'ireo zava-manan'aina ireo? Ny endriky ny tavan'izy ireo dia tahaka ny endrik'olombelona, liona, omby, ary voromahery. # Inona no nibaiko ny famindran'ireo zava-manan'aina efatra ireo? Ny Fanahy no nibaiko ny famindran'ireo zava-manan'aina efatra ireo.