# Rehefa nahita an'i Mosesy i Arona sy ireo Israelita, dia nahoana no natahotra ny hanakaiky azy izy ireo? Rehefa nahita an'i Mosesy i Arona sy ireo Israelita, namirapiratra ny hodi-tavany, dia natahotra ny hanakaiky azy izy ireo.