# Ahoana no ahafantarana fa nahita fitia teo imason'i Yaveh i Mosesy? Ho fantatra fa nahita fitia teo imason'i Yaveh i Mosesy raha nandeha niaraka tamin'izy ireo Yaveh mba hiavaka amin'ny vahoaka hafa rehetra izay ambonin'ny tany izy ireo.