# Inona no nitranga rehefa niditra tao amin'ny trano-lay fihaonana Mosesy? Isaky ny niditra ny lay i Mosesy, dia nidina ny andry rahona ary nitsangana teo amin'ny fidirana ao amin'ny lay, dia niresaka tamin'i Mosesy i Yaveh.