# Inona no nolazain'i Yaveh fa alefany hialoha lalana an'i Mosesy? Haniraka anjely eo anoloan'i Mosesy Yaveh. # Nahoana no tsy hiakatra miaraka amin'i Mosesy Yaveh? Tsy hiakatra hiaraka aminy Yaveh, satria vahoaka mafy loha izy ireo. Mety handringana azy ireo eny an-dalana Yaveh.