# Rehefa nahita ilay ombikely Mosesy, dia nataony inona ilay vato fisaka? Natsipiny avy teny an-tanany ireo vato fisaka ary nopotehiny teny ambodin'ny tendrombohitra ireo. # Nataon'i Mosesy inona ilay ombikely? Nalain'i Mosesy ilay ombikely izay namboarin'ny vahoaka, nodorany, ary notorotoroiny ho vovoka, ka nafafiny tany amin'ny rano. Avy eo nampisotroiny ny vahoakan'Israely izany.