# Hafiriana no ahafahan'ny sabora avy amin'ireo sorona tamin'ny firavoravoan'i Yaveh mijanona? Tsy tokony hijanona ny alina tontolo hatramin'ny maraina ny sabora avy amin'ireo sorona tamin'ny firavoravoan'i Yaveh.