# Nahoana no tsy tokony handiso ny vahiny ireo Israelita? Tsy tokony handiso ny vahiny ireo Israelita, satria efa vahiny tany amin'ny tany Egypta izy ireo.