# Inona no omen'i Yaveh ny olona iray izay namono olona tsy nahy? Raha misy olona iray izay namono olona tsy nahy, dia hanondro toerana hahafahany mandositra Yaveh.