# Ahoana no nahatonga ny rano mangidy tao Mara ho lasa mamy? Naneho hazo an'i Mosesy Yaveh. Nanipy izany tao anatin'ny rano Mosesy, ka lasa azo sotroina ny rano.