# Nahoana no tsy nitarika ireo Israelita tamin'ny lalana any amin'ny tanin'ireo Filistina Andriamanitra? Tsy nitarika azy ireo tamin'ny lalana any amin'ny tanin'ireo Filistina Andriamanitra. Fa hoy Andriamanitra hoe: "Angamba hiova hevitra ny vahoaka raha mandalo ady ka hiverina any Egypta."