# Rehefa mahita an'i Mosesy i Arona, dia inona no ho tsapany? Rehefa mahita an'i Mosesy i Arona, dia ho faly ao am-pony izy. # Ho tahaka an'iza i Mosesy amin'i Arona? Ho tahaka an'Andriamanitra i Mosesy amin'i Arona.