# Inona no nataon'ny mpanjaka ka nahafahan'i Estera niarina sy nijoro manoloana azy? Nanondro an'i Estera tamin'ny tehina volamena ny mpanjaka, dia niarina izy ary nijoro nanoloana ny mpanjaka.