# Taiza ny tao anatin'ny kianjan'ny lapan'ny mpanjaka? Ny tao anatin'ny kianjan'ny lapan'ny mpanjaka dia teo anoloa'ny tranon'ny mpanjaka. # Oviana no nahita an'i Estera mpanjaka nitsangana teo an-kianja ny mpanjaka ary nahoana no notondroiny tamin'ny tehim-bolamena izy? Nahazo sitraka teo imasony i Estera, ka ,notondroiny tamin'ny tehim-bolamena teny an-tanany izy.