# Iza no tsy manana lova ao amin'ny fanjakan'i Kristy sy Andriamanitra? Ny fijanganjangana, fahalotoana, ary tsy fahononan-tena dia tsy manana lova ao amin'ny fanjakan'i Kristy sy Andriamanitra. # Inona no mirotsaka eo amin'ny zanaky ny tsy fankatoavana? Ny hatezeran'Andriamanitra dia mirotsaka eo amin'ny zanaky ny tsy fankatoavana.