# Iza no tokony halain'ireo mpino tahaka? Ireo mpino dia tokony haka tahaka an'Andriamanitra ilay Ray tahaka ny zanany. # Inona no nataon'i Kristy izay fanatitra manim-pofona ho an'Andriamanitra? Kristy dia nanolotra ny tenany ho an'ireo mpino ho fanatitra sy sorona ho an'Andriamanitra?