# Nanao ahoana ny vatan'i Mosesy raha maty tamin'ny faha roapolo amby zato taonany izy? Rehefa maty Mosesy dia mbola natajaka izy ary mbola nahita tsara. # Hafiriana no nisaonan'ny vahoakan'ny Israely an'i Mosesy? Nisaona an'i Mosesy nandritry ny telopolo andro ny vahoaka.