# Avy aiza no niavian'ny ny divain'ny fahavalo ary ahoana no hamaritana ireo voaloboa? Avy any Sodoma sy Gomoro no nihavian'ny divain'izy ireo ary ireo voalobony dia misy poizina sy mangidy. # Ahoana no hamaritana ny divay avy amin'ireo voalobok'i Sodoma sy Gomoro? Ny divay dia voafaritra toy ny poizin'ny menarana ary poizi-mandozaben'ny menarana. # Ahoana no nitehirizana ny fikasan'i Yaveh? Ny fikasan'i Yaveh dia voatahiriny ary voaisy tombo-kase tao an-trano fitoeran-drakiny.