# Iza no ampiasain'i Yaveh mba hampialonana sy hampahatezitra ny Israely? Hampialona azy ireo i Yaveh amin'ireo izay tsy vahoaka , ary hampahatezitra azy ireo amin'ny firenena adala.