# Inona no iantsoan'i Mosesy ireo vahoaka izay nanao fihetsika ratsy nanohitra an'i Yaveh? Taranaka ratsy fanahy sy meloka ary adala sy tsy misy saina no niantsoan'i Mosesy azy ireo. # Iza no nolazain'i'i Mosesy fa nanao sy nanorina ny vahaoakn'ny Israely? Yaveh no nasain'i Mosesy nanao sy nanorina ny vahoakan'y Israely.